1 line
471 B
Plaintext
1 line
471 B
Plaintext
\v 16 Sady tsy misy olo, lafa nandrehitsy jiro, la manaro gnazy amin'ny sarony na mametraky izay ao ambany fandria. Fa koa, mametraky gnazy eo amin'ny fanaovan-jiro, mba ho jerin'ny olo iaby zay militsy gny hazava. \v 17 Fotony tsy misy tako zay tsy ho ampahafantary, na raha mietaky zay tsy ho hay sady hiseho eo amin'ny hazava. \v 18 Koa mijanjigna soa, zay mana, la mbo homea maro mare, fa ho gnan'izay tsy mana kosa, na zay heveriny hanagnany aza la ho ala agnaminy." |