msh_luk_text_udb/08/09.txt

1 line
298 B
Plaintext

\v 9 Nanontany Gnazy reo mpianany gny amin'ny tean'izay fanohara izay hambara. \v 10 Hoy Ie hoe: " Gny fahalala gny raha-mietakin'ny fanjakan-Dranagnahary la nomea gnanareo, fa ho gnan'ny hafa la miresaky amin'ny fanohara Zaho, mba tsy ahita rozy na la mahita aza, sady tsy hahay na la mahare aza."