msh_luk_text_udb/02/06.txt

1 line
257 B
Plaintext

\v 6 Sady laha mbo tagny rozy, la avy gny fotoa hiterahany gny anany. \v 7Niteraky aja johary ie, anany voalohany, sady ie nandrakotsy lamban-jaza Gnazy voho nampandry Gnazy teo amin'ny fihinanam-bilo, fotony tsy nisy toera ho gnan-drozy tao amin'ny hotely.