msh_luk_text_udb/06/24.txt

1 line
251 B
Plaintext

\v 24 Fa loza ho gnanareo zay manan-kanagna fa azonareo zay mahafa-po gnanareo. \v 25 Loza ho gnanareo zay voky henanizao, fa mbo ho mosare nareo agny afara agny. Loza ho gnanareo zay mihomehy henanizao, fa hisaona voho hitomany nareo agny afara agny.