msh_luk_text_udb/16/14.txt

1 line
286 B
Plaintext

\v 14 Sady gny Fariseo, zay tea jala , lafa nahajanjy izay raha izay, la nagnamavo Gnazy rozy. \v 15 Nivola tamin-drozy Ie hoe: " Nareo la manarina gny vatanareo eo imason'ny olo, fa Ndranagnahary mahay gny fonareo. Fa zay hasandratsy eo amin'ny olo la hankahala eo imason-Dranagnahary.