msh_luk_text_udb/16/05.txt

1 line
517 B
Plaintext

\v 5 Bakeo gny mpitan-draharaha nikaiky gny kiraidraiky tamin'ireo mpitrosan'ny tompony, sady nanontany gny voalohany ie hoe: ' Hoatrino ro anagnan'ny tompoko agny aminao?' \v 6 Nivola ie hoe: ' Menaky oliva zato litatsy.' Nivola tagnaminy ie hoe: ' Rambeso gny taratasinao, mipetraha malaky, sady dimampolo soratana.' \v 7 Sady bakeo gny mpitantana nivola tamin'ny raiky hoe: ' Hoatrino gny trosanao?' Nivola ie hoe: ' vary zato famara.' Nivola tagnaminy ie hoe: ' Rambeso gny taratasinao, sady sorato hoe valopolo.'