msh_luk_text_udb/04/40.txt

1 line
425 B
Plaintext

\v 40 Laf nilentiky gny masoandro, la nanday gny olon-drehetra nararin'ny arety maro sambihafa teo amin'ny Jesosy gny olo. Nametre-tana tamin'ny kiraidray aby amin-drozy Ie ka nanasitrana gnan-drozy. \v 41 Reo demony avao koa la niala tao amin'ny maro tamin-drozy, nihiakiaky mare voho nivola hoe: " Iha ro anakin-Dranagnahary!" Jesosy nivola mare reo demonia ka tsy namela gnazy reo hivola, fotony hain'ireo fa Ie ro Kristy.