msh_luk_text_udb/04/23.txt

1 line
321 B
Plaintext

\v 23 Ie nivola tamin-drozy hoe: " Azo antoky fa hilaza toy ohabolana toy agnamiko nareo hoe: ' Dokotera, sitrano gny vatanao. Na ino na ino njanjinay fa nataonao tao Kapernaomy, la manoava manahaky izay agny amin'ny taninao." \v 24 Nefa nivola Ie hoe: " Ambarako agnaminareo, tsy misy mpaminany voaray ao amin'ny taniny.