msh_luk_text_udb/01/16.txt

1 line
390 B
Plaintext

\v 16 Maro amign'ny vahoakin'Israely ro nitoliky amin'ny tompo Drahagnaharin-drozy.\v 17Handeha eo alohan'ny tarehin'ny nagnahary amin'ny gny fanahy voho gny herin'Elia ie. Izay ro nataony mba hitolihan' ny gny fon'ny amin'ny gny zanaky, mba handenan-drozy zay tsy mankasitraky ami-gny lalan'ny fahendren'ny mariny mba hihetsegna gn'olo zay fa vonogne hoan' Agnahare zay fa niomany ho Azy.