msh_luk_text_udb/24/22.txt

1 line
394 B
Plaintext

\v 22 Nefa koa, gny ampela sasany tamin'ny namanay la nahatreriky gnanay, zay tagny amin'ny fasana vo maraindray. \v 23 Lafa tsy nahajery gny vatany rozy, la niavy, nivola fa rozy koa la nahajery fahita anjely zay nilaza fa velo Ie. \v 24 Gny johary sasany zay niaraky tagnaminay la nandeha tagny amin'ny fasana, sady nahajery izay araky zay voalazan'ireo ampela. Nefa tsy nahajery Gnazy rozy."