msh_luk_text_udb/23/44.txt

1 line
226 B
Plaintext

\v 44 Sady ora faha-enina teo ho eo tamin'izay, sady gny maiky avy nandrakotsy gny tany manontolo hatramin'ny ora fahasivy \v 45 laha niha maiky gny hazavan'ny masoandro. Bakeo gny lamban'ny tempoly la nizara avy teo agnivony.