msh_luk_text_udb/20/27.txt

1 line
386 B
Plaintext

\v 27 Lafa avy teo amin'ny sasany tamin'ireo Sadoseo, reo zay nivola fa tsy misy gny fitsangagna amin'ny maty, \v 28 nagnontany Gnazy rozy, nivola hoe:"Mpampagnanatsy o, Mosesy la nanoratsy ho gnantsika fa laha maty gny rahalahin'ny johary raiky, manam-baly, sady tsy managn'anaky, la tokony hangalaky valy gnan'ny valin-drahalahiny gny johary, sady hagnome anaky ho gnan'ny rahalahiny.