msh_luk_text_udb/20/25.txt

1 line
275 B
Plaintext

\v 25 Hoy Ie tamin-drozy hoe:"Noho izay omoe an'i Kaisara gny raha zay an'i Kaisara, sady an'Andranagnahary, reo raha zay an'Andranagnahary." \v 26 Tsy nahajery tsiny tamin'izay nivolagniny teo agnatrehan'ny vahoaky rozy, fa la nitseriky tamin'ny valin-dresaky ka tsy nivola.