msh_luk_text_udb/11/11.txt

1 line
705 B
Plaintext

\v 11 Ia agnaminareo raim-pianakavia reo ro laha mangataky fia gny anakareo, la hagnome gnazy bibilava fa tsy fia? [ Fanamariha: Reo fandika soa mare misy vaki-teny kelikely mare, zay arahintsika eto. Gny fandika taloha sasany la misy vakin-teny lavalava kokoa, zay hita ao amin'ny matio 7: 9 avao koa: " Raim-pianakavia ia agnaminareo, laha mangataky mofo gny anakareo, ro hagnome gnazy vato? Na fia, la hagnome gnazy bibilava?"] \v 12 Na laha mangataky atoly ie, la homeanareo maingoka va ie? \v 13 Noho izay, laha nareo raty fagnahy aza mahay magnome fanomeza soa ho gnan'ny gnanakareo, la manao akory gny haben'ny Fagnahy Masy homen'ny babanareo zay agny an-dagnitsy ho gnan'ireo zay mangataky aminy?"