msh_luk_text_udb/01/72.txt

1 line
377 B
Plaintext

\v 72 Izay ro hataony la gny mba hampisehoa gny famindram-po amin'ireo babantsika voho hampatiarova gny fanekem-pilongoany Masy, \v 73 la gny fiaigna nivolagniny tamin'i Abrahama babatsika. \v 74 Niania gny hahazoantsika, lafa afaky tamin'ny tanan'ny fahavalontsika, manompo Gnazy tsy amin-tahotsy, \v 75 am-pahamasina voho am-paharigna eo agnatrehany amin'ny androntsika iaby.