msh_luk_text_udb/02/08.txt

1 line
255 B
Plaintext

\v 8 Nisy mpiamby aondry tamin'izay faritsy izay zay nijano tagny am-baibo, niamby gny andian'andry tamin'ny haliky. \v 9 Nisy anjelin'ny tompo niseho tamin-drozy, sady gny voninahitsy gny Tompo namirapiratsy manodidy gnazy, sady feno tahotsy bevata rozy.