1 line
397 B
Plaintext
1 line
397 B
Plaintext
\v 23 Sady hoy Ie tamin-drozy iaby hoe:"Laha misy ta hanaraky gnahy,la tsy maintsy manda gny vatany ie voho handay gny hazofijaliany isan'andro ka hagnaraky Gnahy.\v 24 Ndra ia ndra ia ta hagnavotsy gn'ainy la hanary gnazy,fa ndra ia ndra ia magnary gnainy nohon'ny hateany Gnahy la hanavotsy gnan'izay.\v 25 Ino ro soa azon'ny gn'olo amin'ny fanagna gnan'izao tontolo izao,fe trobo gny fagnahiny? |