\v 3 Gny devoly nivola taminy hoe: " Laha anakin-Dranagnahary Iha, la lilio hanjary mofo io vato io." \v 4 Jesosy namaly gnazy hoe: " Voasoratsy hoe: ' Tsy gny mofo avao ro iveloman'ny olo."