1 line
597 B
Plaintext
1 line
597 B
Plaintext
\v 33 Tsy misy olo raiky, laha avy nandrehitsy jiro, la mametraky izay amin'ny toera tako na ao ambanin'ny haro, fa atao eo amin'ny fitoeran-jiro, mba ho hitan'izay militsy gny hazava. \v 34 Gny fijerinao ro jiron'ny vata. Lafa soa gny fijerinao, la rakotsy hazava gny vata iaby. Fa laha raty kosa gny fijerinao, la feno fahikia gny vatanao. \v 35 Noho izay, mitandrema nareo mba tsy ho maiky gny hazava ao agnaminareo. \v 36 Sady, laha feno hazava ary gny vatanao iaby, ka tsy misy ampahan'izay ao agnaty maiky, la ho manahaky gny jiro zay mampamiratsy gny hazavany eo agnaminao gny vatanao iaby. |