msh_luk_text_udb/10/05.txt

1 line
367 B
Plaintext

\v 5 Izay tragno hiliranareo, volagno aloha hoe: 'Fiadagna anie ho amin'ny toy tragno toy!' \v 6 Laha misy ologn'ny fiadagna ao, la hipetraky amign'ny fiadagna zay volagninareo, fa laha tsy misy koa, la himpoly aminareo izany. \v 7 Mipetraha ao amin'io tragno io avao, mihinana sy minoma zay omean-drozy, fa gny mpiasa la mendriky gny karamany. Ka mifalofalo tragno.