1 line
530 B
Plaintext
1 line
530 B
Plaintext
\v 8 Fa Simona Petera, laha vo nahajery izay, la niankohoky teo an-tombon'i Jesosy, nivola hoe: " Miala agnamiko, fa johary mpanonta zaho." \v 9 Fa treriky ie, voho reo zay iaby nisondry tagnaminy, nohon'ny haben'ny fia zay azon-drozy. \v 10 Tao agnatin'izay Jakoba voho Jaona, anak'i Zebedio, zay mpiara miasa amin'i Simona. Jesosy nivola tamin'i Simona hoe: " Ka matahotsy, fa manomboky zao la hagnarato olo iha." \v 11 Lafa nandesin-drozy tegny an-tanety gny sambokelin-drozy, la nagnenga gny raha iaby rozy ka nagnaraky Gnazy. |