msh_luk_text_udb/09/37.txt

1 line
550 B
Plaintext

\v 37 Sady gny andro magnaraky an'io, lafa nizotso bakagny an-tendrombohitsy rozy, la vahoaky maro nifanena taminy. \v 38 Ingo, nisy johary raiky tao amin'ny vahoaky ro nihiaky mare, nanao hoe: " Ry mpampianatra o, mitalaho agnaminao aho mba hagnenty toy anako johary toy, fa anako toka ie. \v 39 Jerinao, misy fagnahy mibaiko gnazy la mikoraky tampoky ie; mampifaninto gnazy izay ka mampamoaky roatsy gny vavany. Tsy miala aminy izay sady mahatorova tanteraky gnazy. \v 40 Nitalaho tamin'ireo mpianatrao aho mba hangalaky, izay fa tsy afakin-drozy."