1 line
432 B
Plaintext
1 line
432 B
Plaintext
\v 13 Loza ho gnanao, Korazina! Loza ho gnanao, Betsaida! Fa laha gny asa bevata zay natao tao aminao ro natao tagny Tyro voho Sidona, la fa ela rozy ro nibebaky, nipetraky tamign'ny lamba fisaona voho lavenoky. \v 14 Fa ho azo lefery vatany gny an'i Tyrio voho gny Sidona amign'ny fitsara voho gny aminareo. \v 15 Iha, Kapernaomy, mihevitsy va iha fa ho hasandratsy agny an-dagnitsy? Aha , handesy mizotso agny amign'ny Hadesy iha. |