msh_luk_text_udb/08/40.txt

1 line
499 B
Plaintext

\v 40 Sady lafa nimpoly Jesosy, la nandramby gnazy gny vahoaky, fa rozy fa niamby Gnazy. \v 41 Ingo, nisy johary raiky atao hoe Jairo, zay raiky tamin'ireo mpitariky tao amin'ny Synagoga, namonjy voho niankohoky teo an-tombon'i Jesosy, ka niangavy gnazy mba ho agny an-tragnony, \v 42 fotony gny anany ampela toka, zay zazavavy teo amin'ny roe ambin'ny folo tao teo ho eo, la eo ambavahoanan'ny fahafatesa. Laha nandeha tamin'ny lalany Jesosy, la niara-nifaneritery nagnodidy Gnazy gny vahoaky maro.