msh_luk_text_udb/08/14.txt

1 line
363 B
Plaintext

\v 14 Reo voa voafafy teo amin'ny fatiky la reo olo mahare gny safa, fa lafa mandeha amin'ny lalany rozy, la voagejan'ny fiahia voho gny hanagna sady gny fahafinaretan'izao fiaigna zao, ka tsy matoy gny voany. \v 15 Fagny voa voafafy tamin'ny tany soa, la reo ro, mahare gny safa tamin'ny fo to voho soa, sady rozy mitandraky gnazy soa sady namokatsy am-pahareta.