msh_luk_text_udb/08/04.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 4 Laha mbo nisy vahoaky maro nivory, la avy namonjy Gnazy reo olo bak'amin'ny isan-tana, La nanao fanohara ie hoe: " Nisy mpamboly niboaky mba hamafy gny voany. Laha ie namafy igny, la voafafy tegny amoron-dala gny sasany sady la voakitsakitsaky izany, sady lanin'ny voron'ny lagnitsy. \v 6 Gny sasany koa voafafy tegny amin'ny vatolampy, ka laha vo nitsimoky, la nalazo izany, fotony tsy nisy hamandoa.