msh_luk_text_udb/21/12.txt

1 line
297 B
Plaintext

\v 12 Fa mialohan'ireo raha iaby reo, la hisambotsy gnanareo rozy sady hanenjiky gnanareo, hanolotsy gnanareo ao amin'ny synagoga voho gny figadra, handay gnanareo eo agnatrehan'ireo mpanjaka voho reo mpanapaky nohon'ny agnarako. \v 13 Izay la hagnome fahafaha ho amin'ny fijoroanareo vavolombelo.