msh_luk_text_udb/17/25.txt

1 line
359 B
Plaintext

\v 25 Fa voalohany la tsy maintsy hijaly amin'ny raha maro Ie sady ho laviny toy avorota toy. \v 26 Manahaky zay nitranga tamin'ny andron'i Noa, ro hiseho koa amin'ny andron'ny Anak'Olo. \v 27 Nihina rozy, nino, nanambaly, natolotsy ho ampakary, mandrapihavin'ny andro zay niliran'i Noa tao amin'ny sambofiara _ sady avy gny Safo-drano ka nandrava gnazy iaby.