|
\v 3 Mitandrema nareo. Laha manota gny rahalahinareo, volagno mafy ie, sady laha mibebaky ie, mamela gnazy. \v 4 Laha manota agnaminao impito ao agnatin'ny draiky andro ie, ka impito mimpoly agnaminao ie, mivola hoe: ' Mibebaky aho', la tsy maintsy mamela gnazy iha!'' |