1 line
280 B
Plaintext
1 line
280 B
Plaintext
\v 22 Sady ingo maty gny mpangataky ka nandesin'ireo anjely eo agnilan'i Abrahama. Maty avao koa gny mpanan-kanagna ka nalevy, \v 23 sady tao amin'ny fahavereza, laha nampijalia, la nanandratsy gny masony ie sady nahajery gnan'i Abrahama tegny lavitsy voho Lazarosy teo agnilany. |