msh_luk_text_udb/15/13.txt

1 line
324 B
Plaintext

\v 13 Tsy ela tafaran'izay, gny faralahy namory gny anjarany iaby ka nandeha tamin'ny firenena raiky lavitsy teo, sady tagny ie ro nandany fahatany reo hanagnany iaby tamin'ny fiaina maditra. \v 14 Sady lafa laniny iaby gny iaby, la nisy mosary lehibe niely tamin'io firenena io, ka nanomboky tao agnatin'ny tsy fahampia ie.