msh_luk_text_udb/09/59.txt

1 line
299 B
Plaintext

\v 59 Sady hoy Ie tamin'ny hafa hoe: " Magnaraha Gnahy." Fa hoy ie hoe: " Tompoko, engao aho aloha handeha handevina gny babako." \v 60 Fa hoy Ie tagnaminy hoe: " Engao gny maty handevina gny maty ao aminy. Fa ho gnanao, mandehana ka mitoria agny lavitsy agny sady hitaro gny fanjakan-Dranagnahary."