msh_luk_text_udb/06/49.txt

1 line
262 B
Plaintext

\v 49 Sady zay olo mahajanjy gny safako nefa tsy mankato izay, la mitovy amin'ny olo zay nanory tragno teo ambonin'ny tany ka tsy nanisy fototsy. Lafa nandriatsy namely io tragno io gny rano be, la nitonta avy hatrany izay, sady rava tanteraky izay tragno izay."