msh_luk_text_udb/06/45.txt

1 line
183 B
Plaintext

\v 45 Gny olo soa mamokatsy zay soa avy amin'ny harena soan'ny fony, sady gny olo raty mamokatsy zay raty bakamin'ny haren-dratsin'ny fony. Fa zay aloaky gny fony ro volagniny vavany.