msh_luk_text_udb/06/41.txt

1 line
509 B
Plaintext

\v 41 Fa nagnino iha ro magnenty gny sombin-kazo kelikely zay ao agnatin'ny mason'ny rahalahinao, nefa tsy mahatsikaritsy gny vatan-kazo ao agnaty fijerinao? \v 42 Manao akory ro ivolagnanao gny rahalahinao hoe: ' Ry johary, mamela gnahy hangalaky gny sombin-kazo eo amin'ny fijerinao eo io,' lafa tsy jerinao gny vatan-kazo eo amin'ny masonao? Ry mpiatsaravelatsihy! Alao eo amin'ny fijerinao aloha gny vatan-kazo, bakeo la hahajery soa iha ka afaky hangalaky gny sombin-kazo eo amin'ny mason'ny rahalahinao.