msh_luk_text_udb/04/25.txt

1 line
504 B
Plaintext

\v 25 Nefa ambarako marina agnaminareo fa maro gny ampela mpitondra-tena tagny Israely tamin'ny andron'i Elia, laha nihily gny lagnitsy tagnatiny gny telo tao voho enim-bola, sady mosary bevata avy teo amin'ny tany iaby. \v 26 Nefa Elia tsy nalefa na tamin'iraiky tamin-drozy aza, fa tao Zerapata agny Sidona avao, tagny amin'ny mpitondra tena zay nipetraky. \v 27 Fa maro reo boka tao Israely tamin'ny andron'i Elisa mpaminany, nefa tsy nisy na raiky tamin-drozy ka sitrana afa-tsy Namana gny Syriana."