msh_luk_text_udb/07/44.txt

1 line
366 B
Plaintext

\v 44 Sady Jesosy nitoliky tagny amin'ilay sevaky ka nivola tagnamin'i Simona hoe: " Jerinao io sevaky io. Nilitsy tato an-tragnonao Aho. Tsy nagnome rano hanasa gny tomboko iha, fa ie nahakotsa reo tomboko tamin'ny ranomasony sady namafa an-drozy tamin'ny volon-dohany. \v 45 Tsy nanoroky Gnahy iha, fa hatr'izay nilirako tato la tsy niegny nanoroky gny tomboko ie.