msh_luk_text_udb/06/22.txt

1 line
328 B
Plaintext

\v 22 Sambatsy nareo lafa mankahala gnanareo gny olo sady lafa ahilikin-drozy voho haratian-drozy nareo, nohon'ny amin'ny Anak'Olo. \v 23 Mifalia amin'izay andro izay sady mibitaha an-kafalia, fotony azo antoky fa hahazo valisoa bevata agny an-dagnitsy nareo, fa mitovy amin'izay ro nanandesan'ny razan'ireo gnan'ireo mpaminany.