msh_luk_text_udb/06/17.txt

1 line
511 B
Plaintext

\v 17 Bakeo Jesosy nizotso gny tendrombohitsy niaraky tamin-drozy la nitsanga tamin'ny tany to niaraky tamin'ny mpianany maro voho vahoaky maro bakagny Jodia voho Jerosalema sady gny sisin-tanin'ny Tyro voho Sidona. \v 18 Avy reo mba hijanjy Gnazy sady mba ho sitrana amin'ny aretin-drozy. Sitrana avao koa gny vahoaky zay korontanin'ny fagnahy maloto. \v 19 Gny olon-drehetra tamin'ireo vahoaky la niezaky gny hikasiky Gnazy hatrany fotony niboaky bak'amin'ny gny hery manasitrana, sady sitrana iaby rozy iaby.