msh_luk_text_udb/06/06.txt

1 line
492 B
Plaintext

\v 6 Sady tamin'ny Sabata hafa la nandeha tao amin'ny synagoga Ie la nampianatsy gny vahoaky tao. Nisy johary raiky maty tana havana tao. \v 7 Nijery akaiky Gnazy soa reo mpanora-dalana voho reo fariseo mba hahita laha hanasitrana olo amin'ny Sabata Ie, mba afahan-drozy mahajery antony hiampanga Gnazy. \v 8 Nefa hainy zay tao an-tsain'ireo sady nivola tamin'ny johary zay maty tana Ie hoe: " Mitsangana sady mandehana eto agnivon'ny olo iaby eto." koa nitsanga gny johary sady nitsanga teo.