msh_luk_text_udb/02/30.txt

1 line
195 B
Plaintext

\v 30 Fa gny masoko nahajery gny famonjenao, \v 31 zay nomaninao teo amin'ny fanatrehan'ny olo iaby: \v 32 La fahazava ho fagnambara ho gnan'ny Jentilisa sady voninahitsy ho gnan'Israely olonao."