msh_luk_text_udb/02/15.txt

1 line
360 B
Plaintext

\v 15 Sady lafa niala teo amin-drozy nagnagny an-dagnitsy reo anjely, gny mpiamby aondry nifampivola hoe: " Handeha tsika zao ho agny Betlehema, sady hijery zay raha-nitranga izay, zay nampahafantarin'ny Tompo antsika izay." \v 16 Nandeha malaky tagny rozy sady nahajery gnan'i Maria voho Josefa, sady nahajery gny aja kelikely nandry teo amin'ny tranon'aomby.