msh_luk_text_udb/02/13.txt

1 line
247 B
Plaintext

\v 13 Tampoky teo niaraky tamin'ny anjely, la nisy tafiky gny lagnitsy bevata nandrengy an-Dranagnahary nanao hoe: \v 14 " Voninahitsy ho an-Dranagnahary agny amin'ny abo mare, sady hisy fiadagna anie eto an-tany eo amin'ny olo zay ankasitrahany."