msh_luk_text_udb/02/01.txt

1 line
349 B
Plaintext

\v 1 Sady tamin'izay andro izay, la nandefa lily mibaiko zay mibaiko gny hanisa gny olo iaby miay eto amin'izao tontolo zao Aogosto Kaisara. \v 2 Izay ro fanisam-bahoaky natao voalohany tamin'i Kyrenio ro mpanapaky tagny Syria. \v 3 Noho izay gny olon-drehetra la nagnagny amin'ny tana niaviany avy mba hisoratsy agnarana ho gnan'ny fanisam-bahoaky.