msh_luk_text_udb/10/01.txt

1 line
489 B
Plaintext

\v 1 Lafa tafaran'iregny raha regny, la nifily fitopolo lahy [ Fagnamariha : Maro amin'ireo fandika taloha soa vatany la mizara hoe: "Fitopolo", Fa gny ilany mizara mizara hoe:"roa ambi-fitopolo."] hafa gny Tompo, sady nandefa azy regny kiroadroa nialoha gnazy tagny amin'ny tanà iaby voho gny toera zay fa handehanany.\v 2 Izao gny nataony tamin-drozy hoe:" Maro gny vokatsy, fa tsy ampy gny mpiasa. Lafa izay angataho gny Tompogn'ny vokatsy mba handefa mpiasa mba egny amign'ny vokatsy.