msh_luk_text_udb/02/10.txt

1 line
371 B
Plaintext

\v 10 La nivola tamin-drozy gny anjely nanao hoe: " Ka matahotsy, fa handay vaovao soa zay handay hafalia bevata ho gnan'ny olo iaby aho. \v 11 Androany la nisy mpanavotsy zay teraky ho gnanareo agny an-tanan'i Davida! Ie ro Kristy Tompo! \v 12 Zao ro famantara zay homea gnanareo: Hahajery aja kelikely mirakotsy lamban-jaza sady mandry eo amin'ny fihinanam-bilo nareo."