msh_luk_text_udb/19/29.txt

1 line
406 B
Plaintext

\v 29 Ka lafa niavy tagnilan'i Betifaga teo, Ie,tamin'ny vohitsy atao hoe Oliva,la nagniraky gny roe tamin'ny mpianatriny Ie,'v 30 nivola hoe:"Mandena agny amin'ny tana magnaraky eo.Lafa militsy ao nareo,la hahita ana-boriky raiky mbo tsy niondranan'olo ndre indraiky.Vahao zay la andeso agnamiko atoy.\v 31 Laha misy magnotany gnanareo hoe:"Nagnino ro vahanareo io?la volagno hoe:"Misy ilan'ny Tompo azy."