msh_luk_text_udb/10/17.txt

1 line
575 B
Plaintext

\v 17 Nimpoly an-kafalia reo fito-polo, ka nivola hoe: " Tompo, na la gny demonia aza la nisiziky anay tamin'gny anaranao." \v 18 Jesosy nivola tamin-drozy hoe: " Nagnenty an'i Satana nilatsaky bakan-dagnitsy manahaky gny helatsy Aho." \v 19 Henteo, fa nomeako gnanareo gny fahefa hanitsaky gny menarana, gny maingoka, sady agnabogn'ny hery iaby gny fahavalo, sady ndra ino ino la tsy hisy handratsy gnanareo amign'ny fomba iaby. \v 20 Ndra la izay la ka mifaly amin'izay avao, hoa nagneky anareo gny fanahy, fa mifalia vatany hoe voasoratsy agny andagnitsy gny agnaranareo."