msh_luk_text_udb/04/09.txt

1 line
389 B
Plaintext

\v 9 Bakeo gny devoly la nanday gnan'i Jesosy tagny Jerosalema sady nataony tegny amin'ny fara-tampon'ny tempoly, sady nivola taminy hoe: " Laha anakin-Dranagnahary Iha, la antontao avy etoy gny vatanao. \v 10 Fotony fa voasoratsy hoe: ' Hibaiko gny anjeliny gny aminao Ie, mba hiaro gnanao,' \v 11 sady, rozy hanandratsy gnanao amin'ny tagnany, mba tsy ho tafitohan'ny vato gny tombokao."