msh_luk_text_udb/04/01.txt

1 line
313 B
Plaintext

\v 1 Tafaran'izay Jesosy, lafa feno gny Fagnahy Masy, la nimpoly avy tagny amin'ny reniranon'i Jordana, sady nandesin'ny Fagnahy Masy tagny agn'efitsy \v 2 zay nangalan'ny devoly fagnahy Gnazy tagnatiny gny efapolo andro. Tsy nihina na ino na ino Ie tagnaty reo andro reo, sady tamin'ny fotoa farany la mosare Ie.